|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy heviny
Singan-teny  2 tsy, 3 misy, 4 hevitra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 entina milaza zavatra na teny heverina ho tsinontsinona sy tsy misy antony. [1.1]
Voambolana  7  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11